plt_tq/isa/40/09.md

12 lines
346 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no vaovao mahafaly ho toriana amin'i Jerosalema sy ny tanànan'i Joda?
Ilay vaovao mahafaly dia hoe: "Injany Andriamanitra!"
# Toy ny ahoana no hiavian'ny Tompo Yaveh?
Ho avy tahaka ny mpiady mandresy Izy.
# Inona no entin'Andriamanitra miaraka aminy rehefa tonga Izy?
Mitondra ny valisoany Izy ny famaliany dia mandeha mialoha Azy.