# Inona no vaovao mahafaly ho toriana amin'i Jerosalema sy ny tanĂ nan'i Joda? Ilay vaovao mahafaly dia hoe: "Injany Andriamanitra!" # Toy ny ahoana no hiavian'ny Tompo Yaveh? Ho avy tahaka ny mpiady mandresy Izy. # Inona no entin'Andriamanitra miaraka aminy rehefa tonga Izy? Mitondra ny valisoany Izy ny famaliany dia mandeha mialoha Azy.