plt_tq/isa/38/09.md

8 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tao amin'ny vavak'i Hezekia an-tsoratra, inona hoy Hezekia no hitranga eo antenantenan'ny androm-pianany?
Nambarany fa hiditra ny vavahadin'ny Fiainan-tsy hita izy.
# Teo amin'ny fanombohan'ny vavaka an-tsoratr'i Hezekia, inona no nambarany mahakasika an'i Yaveh?
Nambaran'i Hezekia fa tsy hahita an'i Yaveh ao amin'ny tanin'ny velona intsony izy.