# Tao amin'ny vavak'i Hezekia an-tsoratra, inona hoy Hezekia no hitranga eo antenantenan'ny androm-pianany? Nambarany fa hiditra ny vavahadin'ny Fiainan-tsy hita izy. # Teo amin'ny fanombohan'ny vavaka an-tsoratr'i Hezekia, inona no nambarany mahakasika an'i Yaveh? Nambaran'i Hezekia fa tsy hahita an'i Yaveh ao amin'ny tanin'ny velona intsony izy.