plt_tq/isa/26/01.md

12 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza io hira io no hiraina amin'izany andro izany?
Any amin'ny tanin'i Joda izany no hiraina.
# Ahoana no nampaherezan'Andriamanitra ny tanàna?
Nampahereziny tamin'ny fanaovana ny manda sy ny tovon-taniny ho famonjena izany.
# Ho vohana ho an'iza ny vavahadin'ny tanàna?
Ho vohana ho an'ny firenena marina izay mitana ny finoana ny vavahadin'ny tanàna.