# Aiza io hira io no hiraina amin'izany andro izany? Any amin'ny tanin'i Joda izany no hiraina. # Ahoana no nampaherezan'Andriamanitra ny tanàna? Nampahereziny tamin'ny fanaovana ny manda sy ny tovon-taniny ho famonjena izany. # Ho vohana ho an'iza ny vavahadin'ny tanàna? Ho vohana ho an'ny firenena marina izay mitana ny finoana ny vavahadin'ny tanàna.