plt_tq/isa/21/13.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nandany ny alina any amin'ny tany efitr'i Arabia?
Ireo mpanao rodoben'ny Dedanita no nandany ny alina tany.
# Inona no nasaina nataon'ire mpanao rodoben'ny Dedanita?
Nasaina nitondra rano ho an'ny mangetaheta izy ireo.
# Inona no nasaina nataon'ireo mponin'ny tanin'i Tema?
Nasaina nitsena tamin'ireo mpitsoa-ponenana tamin'ny mofo izy ireo.