# Iza no nandany ny alina any amin'ny tany efitr'i Arabia? Ireo mpanao rodoben'ny Dedanita no nandany ny alina tany. # Inona no nasaina nataon'ire mpanao rodoben'ny Dedanita? Nasaina nitondra rano ho an'ny mangetaheta izy ireo. # Inona no nasaina nataon'ireo mponin'ny tanin'i Tema? Nasaina nitsena tamin'ireo mpitsoa-ponenana tamin'ny mofo izy ireo.