plt_tq/isa/21/01.md

8 lines
211 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Karazana fahitana inona no nomena an'Isaia?
Faminaniana mapahory no nomena azy.
# Mahakasika ny inona ilay fahitana?
Mahakasika ny fanafihana an'i Elama sy fanaovana fahirano an'i Media ilay fahitan'Isaia.