# Karazana fahitana inona no nomena an'Isaia? Faminaniana mapahory no nomena azy. # Mahakasika ny inona ilay fahitana? Mahakasika ny fanafihana an'i Elama sy fanaovana fahirano an'i Media ilay fahitan'Isaia.