plt_tq/isa/16/03.md

4 lines
258 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony hataon'i Joda amin'ireo mpitsoa-ponenana sy ireo mpialokalok'i Moaba?
Tokony hafenin'izy ireo ka tsy hivadihany ireo mpitsoa-ponenana ary havelan'izy ireo hitoetra eo aminy ireo mpialokaloka; mba ho toerana fiafenana amin'ny mpandringana.