# Inona no tokony hataon'i Joda amin'ireo mpitsoa-ponenana sy ireo mpialokalok'i Moaba? Tokony hafenin'izy ireo ka tsy hivadihany ireo mpitsoa-ponenana ary havelan'izy ireo hitoetra eo aminy ireo mpialokaloka; mba ho toerana fiafenana amin'ny mpandringana.