plt_tq/isa/16/01.md

8 lines
289 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Halefa amin'iza ireo ondrilahy?
Halefa amin'ireo mpanapaky ny tany any amin'ny tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona ireo ondrilahy.
# Ampitahaina amin'ny inona ireo vehivavin'i Moaba any amin'ny rivon'ny Reniranon'i Arnona?
Tahaka ny vorona mirenireny na akany miparitaka izy ireo.