# Halefa amin'iza ireo ondrilahy? Halefa amin'ireo mpanapaky ny tany any amin'ny tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona ireo ondrilahy. # Ampitahaina amin'ny inona ireo vehivavin'i Moaba any amin'ny rivon'ny Reniranon'i Arnona? Tahaka ny vorona mirenireny na akany miparitaka izy ireo.