plt_tq/isa/14/03.md

8 lines
264 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hitranga amin'ny andro izay hanomezan'i Yaveh fitsaharana ho azy ireo amin'ny fahoriany, ny fijaliany, ary ny asa mafiny?
Hihira hira fanesoana amin'ny mpanjakan'i Babylona izy ireo.
# Inona no nanjo an'ireo mpampahory?
Vita ny amin'ireo mpampahory.