# Inona no hitranga amin'ny andro izay hanomezan'i Yaveh fitsaharana ho azy ireo amin'ny fahoriany, ny fijaliany, ary ny asa mafiny? Hihira hira fanesoana amin'ny mpanjakan'i Babylona izy ireo. # Inona no nanjo an'ireo mpampahory? Vita ny amin'ireo mpampahory.