plt_tq/isa/09/13.md

8 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Niverina tamin'i Yaveh ve ireo olona?
Tsy niverina tamin'i Yaveh na nitady Azy ny olona.
# Iza no "lohany" sy "rambony" izay ho kapain'Andriamanitra ao anatin'ny iray andro?
Ireo mpanapaka sy ireo manan-kaja no lohany; ary ireo mpaminany izay mampiana-dainga no rambony.