# Niverina tamin'i Yaveh ve ireo olona? Tsy niverina tamin'i Yaveh na nitady Azy ny olona. # Iza no "lohany" sy "rambony" izay ho kapain'Andriamanitra ao anatin'ny iray andro? Ireo mpanapaka sy ireo manan-kaja no lohany; ary ireo mpaminany izay mampiana-dainga no rambony.