plt_tq/isa/09/06.md

12 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no anaran'ilay iray izay hitondra ny fanapahana eo an-tsorony?
Ho antsoina hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga, Andriamanitra Mahery, Ray Mandrakizay, ary Andrian'ny Fiadanana.
# Ahoana no ho fanapahany?
Hanapaka amin'ny rariny sy fahamarinana Izy.
# Ho mandra-pahoviana izy no hanjaka?
Hanjaka manomboka izao ka ho mandrakizay doria izy.