# Iza no anaran'ilay iray izay hitondra ny fanapahana eo an-tsorony? Ho antsoina hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga, Andriamanitra Mahery, Ray Mandrakizay, ary Andrian'ny Fiadanana. # Ahoana no ho fanapahany? Hanapaka amin'ny rariny sy fahamarinana Izy. # Ho mandra-pahoviana izy no hanjaka? Hanjaka manomboka izao ka ho mandrakizay doria izy.