plt_tq/isa/05/07.md

12 lines
284 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no tanim-boalobok'i Yaveh Tompon'ny Maro?
Ny ankohonan'Israely no tanim-boalobok'i Yaveh.
# Inona no nandrasan'i Yaveh?
Niandry rariny sy fahamarinana Yaveh.
# Inona kosa no azon'i Yaveh raha tokony ho rariny sy fahamarinana?
Famononana sy hiaka famonjena no azon'i Yaveh.