# Iza no tanim-boalobok'i Yaveh Tompon'ny Maro? Ny ankohonan'Israely no tanim-boalobok'i Yaveh. # Inona no nandrasan'i Yaveh? Niandry rariny sy fahamarinana Yaveh. # Inona kosa no azon'i Yaveh raha tokony ho rariny sy fahamarinana? Famononana sy hiaka famonjena no azon'i Yaveh.