plt_tq/isa/02/05.md

12 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nasaina nataon'ny ankohonan'i Jakoba?
Nasaina nandeha tamin'ny fahazavan'i Yaveh izy ireo.
# Inona no nataon'i Yaveh?
Nahafoy ny vahoakany Izy, dia ny ankohonan'i Jakoba.
# Nahoana Yaveh no nahafoy ny ankohonan'i Jakoba?
Nafoiny izy ireo satria feno ny fomba avy any atsinanana sy mpamaky fambara tahaka ireo Filistina, ary mifandray tanana amin'ny zanak'ireo vahiny.