# Inona no nasaina nataon'ny ankohonan'i Jakoba? Nasaina nandeha tamin'ny fahazavan'i Yaveh izy ireo. # Inona no nataon'i Yaveh? Nahafoy ny vahoakany Izy, dia ny ankohonan'i Jakoba. # Nahoana Yaveh no nahafoy ny ankohonan'i Jakoba? Nafoiny izy ireo satria feno ny fomba avy any atsinanana sy mpamaky fambara tahaka ireo Filistina, ary mifandray tanana amin'ny zanak'ireo vahiny.