plt_tq/isa/01/04.md

8 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no hamaritana ny firenena?
Faritana ho toy ny mpanota, vahoaka feno heloka, taranaka mpanao ratsy sy zanaka simba toetra izy ireo.
# Inona no nataon'ilay firenena?
Nahafoy an'i Yaveh izy ireo, nisaraka taminy ary nanamavo ilay Iray Masin'Israely.