# Ahoana no hamaritana ny firenena? Faritana ho toy ny mpanota, vahoaka feno heloka, taranaka mpanao ratsy sy zanaka simba toetra izy ireo. # Inona no nataon'ilay firenena? Nahafoy an'i Yaveh izy ireo, nisaraka taminy ary nanamavo ilay Iray Masin'Israely.