plt_tq/gal/06/06.md

16 lines
628 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tsy maintsy ataon'izay nampianarina ny teny miaraka amin'ny mpampianany?
Ny olona nampianarina ny teny dia tsy maintsy mizara ny zavatra tsara rehetra miaraka amin'ny mpampianany.
# Inona no mitranga amin'izay rehetra ambolen'ny olona ara-panahy?
Na inona na inona hambolen'ny olona ara-panahy dia ho jinjainy.
# Inona no jinjain'ny olona izay mamboly amin'ny nofony manokana?
Ny olona izay mamboly amin'ny nofony manokana dia mijinja fahasimbana amin'ny nofony.
# Inona no jinjain'ny olona izay mamboly amin'ny Fanahy?
Ny olona izay mamboly amin'ny Fanahy dia minjinja ny fiainana mandrakizay amin'ny Fanahy.