plt_tq/gal/05/13.md

12 lines
522 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no tsy tokony ampiasan'ireo mpino ny fahafahana amin'i Kristy?
Ireo mpino dia tsy tokony hampiasa ny fahafahan'izy ireo ao amin'i Kristy ho irika amin'ny filàn'ny nofo.
# Ahoana no tokony ampiasan'ireo mpino ny fahafahana ao amin'i Kristy?
Ireo mpino dia tokony hampiasa ny fahafahan'izy ireo ao amin'i Kristy mba hifanompoana am-pitiavana.
# Ny lalàna rehetra dia tanteraka amin'ny didy iray inona?
Ny lalàna rehetra dia tanteraka amin'ny didy hoe: "Tsy maintsy mitia ny namanao tahaka ny tenano ianao."