# Ahoana no tsy tokony ampiasan'ireo mpino ny fahafahana amin'i Kristy? Ireo mpino dia tsy tokony hampiasa ny fahafahan'izy ireo ao amin'i Kristy ho irika amin'ny filàn'ny nofo. # Ahoana no tokony ampiasan'ireo mpino ny fahafahana ao amin'i Kristy? Ireo mpino dia tokony hampiasa ny fahafahan'izy ireo ao amin'i Kristy mba hifanompoana am-pitiavana. # Ny lalàna rehetra dia tanteraka amin'ny didy iray inona? Ny lalàna rehetra dia tanteraka amin'ny didy hoe: "Tsy maintsy mitia ny namanao tahaka ny tenano ianao."