plt_tq/gal/02/15.md

8 lines
300 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nilaza Paoly fa tsy misy na iza na iza hamarinin'ny inona?
Paoly dia nilaza fa tsy misy na iza na iza hamarinin'ny asan'ny lalàna.
# Ahoana no hamarinana ny olona eo anatrehan' Andriamanitra?
Ny olona iray dia hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana an'i Kristy Jesosy.