# Nilaza Paoly fa tsy misy na iza na iza hamarinin'ny inona? Paoly dia nilaza fa tsy misy na iza na iza hamarinin'ny asan'ny lalàna. # Ahoana no hamarinana ny olona eo anatrehan' Andriamanitra? Ny olona iray dia hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana an'i Kristy Jesosy.