plt_tq/gal/02/06.md

12 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nanova ny hafatr'i Paoly ve ireo mpitarika ny fiangonana tao Jerosalema?
Tsia, tsy nandray anjara tamin'ny hafatr'i Paoly izy ireo.
# Ho amin'iza no nanirahina an'i Paoly voalohany hitoriana ny filazantsara?
Paoly dia nirahina voalohany ho any amin'ireo tsy voafora mba hitory ny filazantsara.
# Ho amin'iza no nanirahina an'i Petera voalohany hitoriana ny filazantsara?
Petera dia nirahina voalohany ho any amin'ireo voafora mba hitory ny filazantsara.