# Nanova ny hafatr'i Paoly ve ireo mpitarika ny fiangonana tao Jerosalema? Tsia, tsy nandray anjara tamin'ny hafatr'i Paoly izy ireo. # Ho amin'iza no nanirahina an'i Paoly voalohany hitoriana ny filazantsara? Paoly dia nirahina voalohany ho any amin'ireo tsy voafora mba hitory ny filazantsara. # Ho amin'iza no nanirahina an'i Petera voalohany hitoriana ny filazantsara? Petera dia nirahina voalohany ho any amin'ireo voafora mba hitory ny filazantsara.