plt_tq/gal/01/08.md

8 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'i Paoly fa tokony hitranga amin'izay rehetra mitory filazantsara hafa noho ilay filazantsaran'i Kristy?
Nilaza Paoly fa na iza na iza mitory filazantsara hafa dia tokony hozonina.
# Fankatoavan'iza no tsy maintsy tadiavin'ireo mpanompon'i Kristy voalohany?
Ny fankatoavan'Andriamanitra aloha no tsy maintsy tadiavin'ireo mpanompon'i Kristy voalohany.