# Inona no nolazain'i Paoly fa tokony hitranga amin'izay rehetra mitory filazantsara hafa noho ilay filazantsaran'i Kristy? Nilaza Paoly fa na iza na iza mitory filazantsara hafa dia tokony hozonina. # Fankatoavan'iza no tsy maintsy tadiavin'ireo mpanompon'i Kristy voalohany? Ny fankatoavan'Andriamanitra aloha no tsy maintsy tadiavin'ireo mpanompon'i Kristy voalohany.