plt_tq/gal/01/06.md

8 lines
247 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nahagaga an'i Paoly tamin'ny fiangonana any Galatia?
Gaga Paoly fa nitodika aingana ho amin'ny filazantsara hafa izy ireo.
# Firy ny isan'ny filazantsara marina misy?
Iray ihany ny filazantsara marina, dia ny filazantsaran'i Kristy.