# Inona no nahagaga an'i Paoly tamin'ny fiangonana any Galatia? Gaga Paoly fa nitodika aingana ho amin'ny filazantsara hafa izy ireo. # Firy ny isan'ny filazantsara marina misy? Iray ihany ny filazantsara marina, dia ny filazantsaran'i Kristy.