plt_tq/ezr/10/12.md

4 lines
253 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no te hahazo fotoana bebe kokoa mba handroahana ireo vehivavy vahiny ireo Israelita?
Nitady fotoana bebe kokoa izy ireo satria maro ireo olona, ary vanim-potoanan'ny orana tamin'izany. Nanao heloka lehibe tamin'izany raharaha izany izy ireo.