# Nahoana no te hahazo fotoana bebe kokoa mba handroahana ireo vehivavy vahiny ireo Israelita? Nitady fotoana bebe kokoa izy ireo satria maro ireo olona, ary vanim-potoanan'ny orana tamin'izany. Nanao heloka lehibe tamin'izany raharaha izany izy ireo.