plt_tq/ezr/04/04.md

8 lines
417 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nandritra ny hafiriana no nanaovan'ireo fahavalo ny tanan'ireo Jodiana halemy?
Nataon'izy ireo malemy nandritra ny andron'i Kyrosy rehetra sy tamin'ny fanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia ny tanan'ireo Jodiana.
# Inona no nosoratan'ireo fahavalo tamin'ny fiandohan'ny fanjakan'i Ahasoerosy?
Tamin'ny fiandohan'ny fanjakan'i Ahasoerosy, dia nanoratra fiampangana ireo mponin'i Joda sy Jerosalema ireo fahavalo.