# Nandritra ny hafiriana no nanaovan'ireo fahavalo ny tanan'ireo Jodiana halemy? Nataon'izy ireo malemy nandritra ny andron'i Kyrosy rehetra sy tamin'ny fanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia ny tanan'ireo Jodiana. # Inona no nosoratan'ireo fahavalo tamin'ny fiandohan'ny fanjakan'i Ahasoerosy? Tamin'ny fiandohan'ny fanjakan'i Ahasoerosy, dia nanoratra fiampangana ireo mponin'i Joda sy Jerosalema ireo fahavalo.