plt_tq/ezk/48/27.md

4 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho inona ilay fari-tany atsimon'i Gada?
Ilay fari-tany atsimon'i Gada dia hihitatra avy eo Tamara ka hatrany amin'ireo ranon'i Meriba-kadesa, ary tonga lavitra hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Egypta, ary avy eo mankany amin'ny Ranomasim-be.