# Ho inona ilay fari-tany atsimon'i Gada? Ilay fari-tany atsimon'i Gada dia hihitatra avy eo Tamara ka hatrany amin'ireo ranon'i Meriba-kadesa, ary tonga lavitra hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Egypta, ary avy eo mankany amin'ny Ranomasim-be.