plt_tq/ezk/48/01.md

12 lines
401 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Foko iza no omena an'ilay tany any amin'ny sisin-tany avaratr'Israely?
Ny fokon'i Dana no homena an'ilay tany any amin'ny sisin-tany avaratr'Israely.
# Fokon'iza no ho any atsimon'ny sisin-tanin'ny fokon'i Dana?
Ny fokon'i Asera no ho any atsimon'ny sisin-tanin'i Dana.
# Fokon'iza no ho any atsimon'ny sisin-tanin'ny fokon'i Asera?
Ny fokon'i Naftaly no ho any atsimon'ny sisin-tanin'i Asera.