# Foko iza no omena an'ilay tany any amin'ny sisin-tany avaratr'Israely? Ny fokon'i Dana no homena an'ilay tany any amin'ny sisin-tany avaratr'Israely. # Fokon'iza no ho any atsimon'ny sisin-tanin'ny fokon'i Dana? Ny fokon'i Asera no ho any atsimon'ny sisin-tanin'i Dana. # Fokon'iza no ho any atsimon'ny sisin-tanin'ny fokon'i Asera? Ny fokon'i Naftaly no ho any atsimon'ny sisin-tanin'i Asera.