plt_tq/ezk/47/18.md

12 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho sisin-tany atsinanan'ilay tany?
Ny reniranon'i Jordana no ho sisin-tany avaratr'ilay tany.
# Inona no lohasahan-driaka ho isan'ny sisin-tany atsimon'ilay tany?
Ny lohasahan-driakan'i Egypta no ho isan'ny sisin-tany atsimon'ilay tany.
# Inona no sisin-tany andrefan'ilay tany?
Ny Ranomasim-be no sisin-tany andrefan'ilay tany.