# Inona no ho sisin-tany atsinanan'ilay tany? Ny reniranon'i Jordana no ho sisin-tany avaratr'ilay tany. # Inona no lohasahan-driaka ho isan'ny sisin-tany atsimon'ilay tany? Ny lohasahan-driakan'i Egypta no ho isan'ny sisin-tany atsimon'ilay tany. # Inona no sisin-tany andrefan'ilay tany? Ny Ranomasim-be no sisin-tany andrefan'ilay tany.