plt_tq/ezk/45/06.md

8 lines
283 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho an'iza ilay faritry ny tanàna?
Ilay faritry ny tanàna dia ho an'ny ankohonan' Israely rehetra.
# Tanin'iza no ho amin'ny andaniny roan'ilay toerana masina sy ilay tanàna?
Ny tanin'ireo andriandahin'Israely dia ho amin'ny andaniny roan'ilay toerana masina sy ilay tanàna.