# Ho an'iza ilay faritry ny tanàna? Ilay faritry ny tanàna dia ho an'ny ankohonan' Israely rehetra. # Tanin'iza no ho amin'ny andaniny roan'ilay toerana masina sy ilay tanàna? Ny tanin'ireo andriandahin'Israely dia ho amin'ny andaniny roan'ilay toerana masina sy ilay tanàna.