plt_tq/ezk/34/30.md

8 lines
298 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho fantatry ny ankohonan'Israely avy eo?
Avy eo ny ankohonan'Israely hahafantatra fa momba azy ireo ny Andriamanitr'izy ireo.
# Inona no ambaran'i Yaveh amin'ny ondry, ilay ankohonan'Israely?
Yaveh dia manambara fa Izy ilay Andriamanitry ny ankohonan'Israely, ary vahoakany izy ireo.